|
|
|
|

Teny iditra 1  mievoka
Fototeny  2 evoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifoka etona na fofona mafana avy amin-javamaniry nampangotrahina na dorana hatao fanafody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to take a steam bath or inhalation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 prendre un bain de vapeur, une inhalation [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21