|
|
|
|

Teny iditra 1  miezaka
Fototeny  2 ezaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao haingana, malaky, dodona: Niezaka izy ka tonga voalohany
9 Miantoraka: Niezaka izy vao nahavikina ilay hady
10 Manao ny farany azo atao, mikely aina: Aiza moa no hahombiazany! Tsy miezaka akory izy fa mitsikamokamo [1.1]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miezaka
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21