|
|
|
|

Teny iditra 1  miezinezina
Fototeny  2 ezinezina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Sady avo no ngeza, lehibe; mandrindrina aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be great, to be prominent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 être grand, être éminent; énorme [1.8]
Ohatra  10  Dia natoron' Ingahibe azy teo ny misy an' ity tranom-panjakana miezinezina. [2.470#166]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20