|
|
|
|

Teny iditra 1  mifadifady
Fototeny  2 fadifady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Tongolo manga faka fary manga vololona ka raha tongolo fihinana andrahoy raha fary fifiaka tapaho koa aza dia mifadifady zanak'olona an-tanana loatra fa ny randram-bao mahataitra ary izay mitafy lamba vao mampandrobo koa manaova toy ny fakam-boanonoka raha tsy sendra ny vato misakana dia tsy manova tany hitsimohana [2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20