Teny iditra | mifaditra ahitra | |
Singan-teny | mifaditra ; ahitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manala faditra amin' ny ravin' ahitra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To throw away a portion of grass, as expressing sorrow for one's sin, or for others' sins. [1.2] | |
Ohatra | Raha zatovo rovi-damba isak'izay mifanena amin'olona mifaditra ahitra ihany.
[2.131] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |