|
|
|
|

Teny iditra 1  mifafy
Fototeny  2 fafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny voa napariaka, na ny toerana nanapariahana: Efa mifafy ny varintsika fa aza matahotra i dada ~ Mifafy ny taninketsa
9 Mamely mafy miparitaka: Mifafy ny orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 To have seed sown in, to take, to require: Mifafy vary iray io taninketsa io (That patch of ground requires three bushels of rice to sow it) [1.2]
Ohatra  11  mifafy ny rivo-dririnina ka mampivihivihy ny tsy ampy fitafy, mampikotro-nify ny velona: [2.470#39]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20