|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mifahana
Fototeny  2 fahana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahazo fahana, na zavatra entina mameno, entina mampandeha zavatra iray hafa: Efa mifahana tsara ve ny ombintsika? ~ Tsy mbola mifahana ny famantaranandroko, ny basy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 charged, as a gun, etc. [1.2]
10 loaded (of a gun); wound (of a clock) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être chargé (fusil); être remontée (horloge) [1.8]

Teny iditra (2/3) 12  mifahana
Fototeny  13 fahana
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  19 to be opposed to something, and thus, to resist. [1.2]

Teny iditra (3/3) 20  mifahàna
Fototeny  21 fahana
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifahana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  23 fanahamy, 24 fimahana, 25 hamafina, 26 mahafañy, 27 mahafina, 28 manafiha, mifahàna, mifahana, 29 mifanaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19