|
|
|
|

Teny iditra1  mifahy (fahy)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mihamatavy mihavondraka, matavy: omby mifahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To be fattened, confined [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  s'engraisser, être gras, être enfermé, être aux arrêts [1.3]
Ohatra  6  Eo ny dia an-tongotra, ny fiainana mifahy sahala amin' ny gadra, ny fikarakarana sakafo amin' ny toerana sy fomba tsy manavanana. [2.472]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mifahy io

Fivaditsoratra  14  fihamy, mifahy, mihafy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11