Teny iditra | mifako bozaka | |
Singan-teny | mifako ; bozaka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Maka bozaka handrahoan-kanina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To pick up rubbish for fuel; to gather dried grass. It is used in the provinces with the meaning to ravish or plunder. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ramasser des herbes à brûler [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |