|
|
|
|

Teny iditra 1  mifalihavanja
Fototeny  2 falihavanja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mibitaka mitsamboamboatra tahaka ny zanak' omby na ondry eny an-kijana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to gambol; to rejoice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 gambader, folâtrer de joie [1.8]
Ohatra  10  Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20