|
|
|
|

Teny iditra 1  falihavanja
Singan-teny  2 faly, 3 havanja
Sokajin-teny  4  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  6 fibitahana sy fandihizana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 [faly havanja] Playing, skipping, frisking, as young lambs. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui bondit, gambade, folâtre [1.3]
Ohatra  9  Dia nandeha indray ny ondry ampianahana, ka ny zanak' ondry falihavanja teo aloha; [2.857#]
Tsipelina hafa  10 faly havanja

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22