|
|
|
|

Teny iditra 1  mifamatotra
Fototeny  2 fatotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 être attaché mutuellement [1.5#113]
Ohatra  8  Toa mifamatotra amin' ny tantaram-pirenena izy ity. [2.285#277]
9  Ho ahy mantsy dia mifamatotra daholo ny zavatra rehetra. [1.369#]
10  Ho an'ny mpiteny aloha, mifamatotra amin'ny fiainam-piarahamonina ankapobeny, hoy isika, ny harivolana. [2.606#83]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mifamatotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20