|
|
|
|

Teny iditra 1  mifamoivoy
Fototeny  2 voivoy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifanenanena ombieny ombieny, mifanerantserana: Nifamoivoy eran' ny kianja ny vahoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to go and fro together like city traffic or people at the marketplace [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 se croiser en tous sens comme les gens au marché ou la circulation en ville [1.8]
Ohatra  11  Dia nivalombalona sy nifamoivoy tao an-tsaiko ny tohiny, fa tsy tadidiko intsony ny niafarany. [2.471#28]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20