| Teny iditra | 1 mifamotaka |
| Fototeny | 2 fotaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mifangaro be, mifanjevo, misafotofoto miady misy fotsy maso: Nifamotaka tao ilay alika anankiroa ka vory ny ankizy nijery
[1.1] |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mifamotaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|