|
|
|
|

Teny iditra 1  mifampiantso
Fototeny  2 antso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Nikohona fanindroany ndeha hamaly Iabanindriana kanjo injany olona maromaro no nirodorodo tany alatrano nihiaka sady nitomany, nifampiantso tamin' ny feo feno tahotra sy nanoina tao indrakindrafana [2.5#20]
8  Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay mifampiantso hoe: Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20