|
|
|
|

Teny iditra1  mifampijery
Fototeny  2  jery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  to look at each other [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  se regarder mutuellement [3.1]
Ohatra  6  Mahalany fotoana lava izy mifampijery toy izany. [2.472]
7  Nifampijery foana izy telo mianaka. [2.324]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/27