|
|
|
|

Teny iditra 1  mifampisolo
Fototeny  2 solo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#624]
Ohatra  7  samy mitondra ny tena, samy mihetsika, mamindra, nefa tsy mahazo mifampisolo [2.285#244]
8  Ny sampin-kavia kosa dia mifamadika amin' izany, fa mifampisolo ny tanana, ka ny anjaran' ny havia ataon' ny havanana, ary dia ny tanana havia izany no manasam-pina ny lamba hiankavanana [2.436]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20