|
|
|
|

Teny iditra 1  mifampitana
Fototeny  2 tana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 se saisir mutuellement [3.1]
Ohatra  8  Iza no ho resin' ireo raha miaramila samy miaramila izao no mifampitana! [2.472#]
9  Raha mananika làlan-tsarotra, ka mifampitana isika, raha solafaka ny farany, dia hotaritiny hisolafaka ihany koa ny namana voalohany. [2.270#]

Fivaditsoratra  10 manatampify, mifampitana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20