|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanaiky
Fototeny  2 aiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady
9 Mifanaraka, manapakevitra miaraka: Tsarovy ja nifanaiky tamiko ianao fa hanome vola ariary zato ahy
10 Enti-milaza olona roa mifanao fanekena fa hivady: Efa nifanaiky teo imason' Andriamanitra sy ny fiangonana ianareo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 Comme mifaneky [1.3#10]
Ohatra  12  Izy roa ireo no mifanaraka sy mifanaiky. [2.606#]
13  Ny hoe tsy mifanaiky amim-bazaha dia toa fomba ilazàna fa tsy manaiky ny vazaha. [2.366#]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21