|
|
|
|

Teny iditra1  mifanaizana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaizana izy mirahavavy ireo ka tsy mahagaga raha miady lava izao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the condition of the two youngest children in a family.
Voambolana  5  Fifandraisana: fianakaviana
Fototeny  6  aizana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  fanamaizina, mifanaizana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21