Teny iditra | 1 mifanaizana |
Fototeny | 2 aizana |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaizana izy mirahavavy ireo ka tsy mahagaga raha miady lava izao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the condition of the two youngest children in a family. [1.2] |
Voambolana |
6 Fifandraisana: fianakaviana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 fanamaizina, mifanaizana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |