|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanambina
Fototeny  2 ambina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitondra soa ho an' ny ankilany avy ny fiarahan' ny roa tonta: Nifanambina izy mivady fa sady niteraka maro no nahangona harem-be [1.1]
Ohatra  8  ny mifanambina azy kosa dia ny adimizana sy alakaosy. [1.381#]

Fivaditsoratra  9 mifanambany, mifanambina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20