|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanamby
Fototeny  2 tamby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miloka, mifametra-teny fa izay resy an-doka dia manome vola an' ilay mandresy: Nifanamby efajato ariary izy roa lahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to lay wagers, to bet. See loka [1.2]

Fivaditsoratra  mifanamby, 10 mifanimba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20