| Teny iditra | 1 mifanandrify |
| Fototeny | 2 tandrify |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mifanatrika, mifanoloana: Rakoto no nifanandrify tamiko tamin' ny sakafo
8 Mifanentana: Tsy mifanandrify amin' ny tanjak' io zaza io ity entana ity 9 Mifanaraka: Mifanandrify amin' ny iriny ny zavatra miseho [1.1] 10 mifanaraka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 correspondre
[1.13] |
| Ohatra |
12 mifanandrify tsara amin' ny fitiavany ilay soratr' ondana fanao haingom-parafara.
[2.470#11]
13 Telo andàlana ny efi-trano; intelo mifanandrify koa ny varavarankely. [2.996] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mifanandrify |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|