| Teny iditra | 1 mifandray |
| Fototeny | 2 ray |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mampita, mifampitohy
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 communiquer
[1.13] |
| Ohatra |
9 Tsy maintsy mifandray amin' ny efa mponina eo izy.
[2.245#]
10 ahoana no hahafahana mifandray marina amin' izany? [1.369#] 11 Tsy sarotra ny mifandray raha mifanatrika ny olona. [2.117#] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe mifandray |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 fiamandry, 15 mifandira, mifandray |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|