Teny iditra | 1 mifanelanelana |
Fototeny | 2 elanelana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra na olona roa karazana, ka tsy atao misesy ny iray karazana fa sisihana ilay karazany faharoa mifandimbidimby aminy: Ataovy mifanelanelana ny mpianatra kilasy fahadimy sy fahenina [1.1] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |