|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanendrika
Fototeny  2 endrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Tanosy] mifanandrify [1.78]
8 Mifanaraka: Mifanendrika amin' ny akanjonao tsara ny kiraronao
9 Mitovy: Mitanendrika aoka izany izy mirahavavy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 convenir, être en rapport avec [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20