Teny iditra mifanga (fanga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To make a good choice, used of a place of habitation; an expression meaning to give attention to. [1.2]
Ohatra Ny hoe mifanga, dia manao izay tsy hahakely hajany ny fototra nihaviana: tsy misy hafa ny ataon' ny antsointsika ankehitriny hoe Ambasadaorom-Pirenena irony. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanga
Ny lasa : nifanga
Ny hoavy : hifanga

Teny iditra mifanga (fanga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To play the game called katra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Jouer au katra [1.196]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanga
Ny lasa : nifanga
Ny hoavy : hifanga
Filaza mandidy : mifan

Teny iditra mifan (fanga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanga [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31