Teny iditra | 1 mifanila |
Fototeny | 2 ila |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mifanakaiky: Mifanila amin' ny tranonay ny tranon-dRakoto 5 [1.13] mifariolotra |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] to divide anything with one another ; to adjoin, to be contiguous, as two plots of rice-ground. 7 [1.7] to be side by side |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] être côte à côte; être voisin 9 [1.13] voisin; contigu |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 14 famaliny, familina, fialinam, filamina, mifanila, nifaliam, nifamaly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |