|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanindry
Fototeny  2 tsindry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin' ny iray
8 Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanindry tamin' ny fanadinanay ny nahaterahan' ny zanak' anabaviko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 s'empiler, se chevaucher [1.13]
Tovy hevitra  10 mifampitaingina, mifanongoa
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mifanindry
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22