|
|
|
|

Teny iditra 1  tsindry
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  27 Zavatra apetraka eo ambonin ny zavatra hafa: Tsindry akanjo
28 Fanaingenana zavatra eo ambonin' ny zavatra hafa: Natao vato tsindry hahazana
29 Fanampiana zavatra amboniny: Tsindrim-barotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  30 pression [1.13, 1.196]
31 compression [1.13]
32 contrainte [1.196]
Ohatra  33  Avy aiza ary no nipoiran'ireto fahavalo nanao tsindry ady ireto? [2.588#]
Fikambanana  34  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 33 misy ny teny hoe tsindry
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21