|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanintona
Fototeny  2 sintona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mifandrirotra: Mifanintontady
8 Voan' ny fanintontsintona: Intelo no nifanintona ilay zaza androany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 s'attirer [1.13]

Fivaditsoratra  mifanintona, 10 mifanontany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20