|
|
|
|

Teny iditra 1  sintona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  25 Tarika, sarika, roritra; enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hanorisorena olona; zana koa ny fihemoran' ny lamba rehefa misasa ary ny fihenan' ny rano tondraka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  26 action de tirer, de tirailler, attraction, comme celle de l'aimant
27 diminution des eaux après la crue, le retrait de l'étoffe neuve au lavage [1.3]
28 traction
29 retrait, dérivées, dérivation [1.13]
Ohatra  30  Tampoka ilay sintona ka nidafoka tamin' ny tany koa aho. [2.4#88]
31  Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara. [2.472#65]
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe sintona

Fivaditsoratra  33 Anontsy, 34 antsony, sintona, 35 tsinona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20