Teny iditra mifanisa (isa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampitovy isa, mifaninana amin' ny isa: Sahy mifanisa aminareo izahay
Mitovy isa: Mila hifanisa amin' ny olona ny fiarakodia ao an-drenivohitra ao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se compter les uns les autres, être en égal nombre, en égale quantité. Mifanisa ny vilia sy ny olona: il y a autant d'assiettes que de personnes. [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanisa
Ny lasa : nifanisa
Ny hoavy : hifanisa
Filaza mandidy : mifanisà

Teny iditra mifanisà (isa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanisa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20