| Teny iditra | 1 mifanitsaka |
| Fototeny | 2 hitsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mifanosy ny tongotra: Aza mifanitsaka, rankizy, fa mipetraha tsara
8 Mitsangana maro amin' ny toerana ety, mifanety, mifanizina: Nifanitsaka mihitsy ny mpijery hira gasy, fa nalaza ilay tarika nilalao. (Ny fiteny matetika amin' ity hevitra ity dia hoe: mifanitsa-kitro) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to trample on each other, to be crowded together
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 se marcher sur les pieds, être en foulé serrée
[1.8] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mifanitsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|