| Teny iditra | 1 mifanizina |
| Fototeny | 2 hizina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Tery dia tery ka mifanety aoka izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be crowded close together
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 être serrés les uns contre les autres
[1.8] |
| Ohatra |
10 Nifandimbiasany natao toy izany ilay toerana, farany lavaka lalina no teo, ary noraisiny avy any, mohara anankiray feno tapa-kazo mifanizina ary mifehy vakam-potsy.
[2.472#94]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|