|
|
|
|

Teny iditra 1  mifankalala
Fototeny  2 lala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to know one another [1.2]
Ohatra  8  Ary mahatsara fa mifankalala tsara amin' izany, koa dia hevero indray izany. [2.366#112]
9  Tanàna kely moa Ambatomainty nisy anay, ka nifankalala daholo ny mponina ao aminy. [2.4]
10  mifankalala ny vadinao sy iroa tovolahy nosinambotray ka injao izy fa mifampiresaka sy mifampanontany ery tsy nahataitra an'i fandrava izany. [2.895#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20