|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifarana
Fototeny  2 farana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana
8 Voala romoromo, vita mitovy tantana: Ataovy mifarana tsara ny volonao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to terminate; to end up in a certain way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être terminé, finir d'une certaine façon [1.8]
Ohatra  11  Tokony hifarana ny lalao satria tsy maintsy hiantso azy ireo I dada sy neniny. [2.470#30]
12  Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany. [2.472#191]

Teny iditra (2/2) 13  mifarana
Fototeny  14 farana
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  16 even, smooth, without inequalities. [1.2]

Fivaditsoratra  17 famarina, 18 famirana, famiràna, 19 mafirana, mifarana, 20 mirafana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19