|
|
|
|

Teny iditra 1  mifaroratra
Fototeny  2 faroratra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miroritra, mihalava, maditidity: Hita terý am-paravodilanitra nisy rahona fotsy nifaroratra nanakona ny masoandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 used of anything that is thick, like honey or treacle. [1.2]

Fivaditsoratra  mifaroratra, 9 ramofaritra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20