|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  faroratra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny fameno :
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Voambolana  7  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  8  Zavatra maditidity miraikidraikitra
9  Ny tadim-polihala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  the small filaments which are produced from anything glutinous when drawn out. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11  fil ténu produit par l'allongement ou la séparation de matières visqueuses, les fils des araignées et des vers à soie [1.3]
12  Nom des fils ténus qui se forment à partir des écorces riches en gutta ou en produits analogues quand on les rompt et qu'on écarte les fragments avec précaution. Les Malgaches les comparent au fil de l'araignée. [1.196]
Ohatra  13  Dia nandeha nitety tamin' ny faroratra izy ka tsy nitehika ny lanitra, tsy nikasika ny ravin-kazo, ary tsy nandia tany. [2.69]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)15  faroratra
Sokajin-teny  16  anarana
Voambolana  17  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  18  hala (bibikely) [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  19  a provincial name for a centipede or spider. See trambo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  20  espèce d'araignée ; araignée (ses fils). [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  21  fararotra

Teny iditra (3/3)22  Faroratra
Sokajin-teny  23  anaran-tsamirery (olona)
Voambolana  24  Fivavahana, finoana
Ohatra  25  Avy amy ny rafaroratra ny odi-tara-biby. [2.48]
26  ny sampy masina ompiana, Manjakatsiroa, Kelimalaza, Fantaka, Mahavaly, Rehaza, Tsimahalahy, Vatamena, Manjaibola, faroratra, sy ny zava-masina ambony ny tany. [2.48]
Tsipelina hafa  27  rafaroratra, rafaroratra
Tsanganana sy sary iray takila  28  Fitanisana
29  Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  30  fararotra, Faroratra, faroratra, fararotra, Faroratra, faroratra

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13