|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifefy
Fototeny  2 fefy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy fefy: Mifefy ve ny tokotaninareo?
9 Manatona ho ao ambany fiarovana: Mifefy amin' ny reniny ny zazakely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 being walled, being fenced. [1.2]
11 to be enclosed by a fence, a wall [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 être entouré d'une clôture, etc. [1.8]

Teny iditra (2/2) 13  mifefy
Fototeny  14 fefy
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16 Enti-milaza ny fombafomba fanao rehefa mandevina, izay mifarana amin' ny famonoana omby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 having the ceremony of the afana performed for one, applied to the deceased. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20