|
|
|
|

Teny iditra 1  mifetaka
Fototeny  2 fetaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miraikitra, mipetaka: Nifetaka tamin' ny vatan' ny fiarakodia ny fotaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 Adhering, wet, sticking to. [1.2]
Ohatra  10  Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin' ny tenany ny nonony. [2.470#147]

Fivaditsoratra  mifetaka, 11 mitefaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20