Teny iditra | mifetra (fetra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy fetrany: Mifetra ny hafaliana rehetra eto an-tany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Limited, bounded, under restraint; fig. to take an oath. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | fametry, mifetra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |