|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifintina
Fototeny  2 fintina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihafohy sy mihakely: Mifintina ny lamba sasany rehefa sasana
9 Tery mifinjifinjy: Dia manao akanjo mifintina loatra ity ianao!
10 Mihakely, mihamahia: Loza fa vao avy narary izy dia iny nifintina iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 To shrink, to grow less, to contract, to draw one's limbs together. [1.2]
12 to shrink, to become smaller or shorter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 se rétrécir, être raccourci; diminuer [1.8]

Teny iditra (2/2) 14  mifintìna
Fototeny  15 fintina
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifintina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mifintina, mifintìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14