|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fioka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Feo
Fanazavàna teny malagasy  9  sioka [Bara] [1.78]
10  Feon' ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin' ny fikivilivilin' ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon' ny omby hanoto vonon-kamely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  whizzing, the noise of the lashing of a whip, lashing.
12  whistling, whistle. See siaka, sioka. [1.2]
Ohatra  13  Nisy ireny miaramila ireny nahita fomba manokana hanampiana ireo avy nisakafo amin' ny fandevonan-kanina: rehefa tapi-nihinana ny olona, miditra amin' ny kiraro beny izy, manitsaka tongotra etsy, fe eroa, ary mizara fioka karavasy havia sy havanana amin' izay tandrify rehetra any. [2.472]

Teny iditra (2/2)14  fioka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  kapoka [Bara, Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  17  fikoa, fioka, kofia, ofika

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27