|
|
|
|

Teny iditra 1  mifitra
Fototeny  2 fitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamaoka ny loto amin' ny vavafivalanana rehefa avy nivoaka, amin' ny alalan' ny taratasy na vorodamba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to wipe. [1.2]
Ohatra  10  hifitra ny masony anankiroa, vaky ra sy nivonto daholo na molotra na voahia, na handrina, na takolaka. [2.472#73]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mifitra

Fivaditsoratra  12 mifatry, mifitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20