|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifira
Fototeny  2 fira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Bezanozano] mikapa ala [1.78]
9 [Antesaka+Bara] mikapa hazo [1.78]
10 [Sihanaka] mijinja ahitra amin'ny antsy lava [1.78]
11 Mikapa zavamaniry mbola eo am-paniriana; mijinja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to cut down, to reap, to fell; to kick with the heel. [1.2]

Teny iditra (2/2) 13  mifira
Fototeny  14 fitra
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifitra [Fitanisana]

Fivaditsoratra  16 fimira, 17 mafiry, 18 mifary, mifira, mifirà, 19 mirafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19