|
|
|
|

Teny iditra1  mifohaza
Fototeny  2  foha
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifoha
Fanazavàna teny frantsay  4  debout! [1.4]
Ohatra  5  mifohaza daholo, hoy izy, fa efa hariva ny andro. [2.472]
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31