|
|
|
|

Teny iditra 1  mifoha
Fototeny  2 foha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha
9 Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to wake up, to get out of bed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 s'éveiller, se lever [1.8]
Ohatra  12  Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo? [2.436#]
13  Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324#]
Mpanahaka  14  mifohafoha
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe mifoha
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mifaho, mifoha, 18 mihafo, 19 mihofa, 20 mohafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22