|
|
|
|

Teny iditra 1  mifonoka
Fototeny  2 fonoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misarona lamba ao am-pandriana hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia; mibonoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be wrapped up completely in anything, to nestle, to be snug. [1.2]
Ohatra  10  Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. [2.470#131]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mifonoka, 12 mikofona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21